16-B
Ny Fiainan’i Jesosy Farany Teto An-tany (Fizarana 2)
12 Nisana
MODY MASOANDRO (Mifarana sy manomboka amin’ny filentehan’ny masoandro ny andro jiosy)
FIPOSAHAN’NY MASOANDRO
Nitokana niaraka tamin’ny mpianany
Niomana ny hamadika i Jodasy
MODY MASOANDRO
13 Nisana
MODY MASOANDRO
FIPOSAHAN’NY MASOANDRO
Nanomana ny Paska i Petera sy Jaona
Tonga i Jesosy sy ireo apostoly ny takariva
MODY MASOANDRO
14 Nisana
MODY MASOANDRO
Nihinana ny Paska niaraka tamin’ny apostoly
Nanasa ny tongotry ny apostoly
Nandroaka an’i Jodasy
Nanomboka ny Sakafo Harivan’ny Tompo izy
Nosamborina tao amin’ny zaridainan’i Getsemane
Nandositra ny apostoly
Notsarain’ny Fitsarana Avo, tao an-tranon’i Kaiafa
Nanda an’i Jesosy i Petera
FIPOSAHAN’NY MASOANDRO
Teo anatrehan’ny Fitsarana Avo indray
Tany amin’i Pilato, avy eo i Heroda, ary tany amin’i Pilato indray
Voaheloka ho faty, ary novonoina tao Golgota
Maty tamin’ny telo tolakandro tany ho any
Nesorina ny fatiny ary nalevina
MODY MASOANDRO
15 Nisana (Sabata)
MODY MASOANDRO
FIPOSAHAN’NY MASOANDRO
Nanaiky hanisy mpiambina teo amin’ny fasan’i Jesosy i Pilato
MODY MASOANDRO
16 Nisana
MODY MASOANDRO
Nividy zavamaniry mani-pofona indray
FIPOSAHAN’NY MASOANDRO
Natsangana tamin’ny maty
Niseho tamin’ny mpianany