4-B
Ny Zava-nisongadina Tamin’ny Fiainan’i Jesosy Teto An-tany: Fanombohan’ny fanompoan’i Jesosy
FOTOANA |
TOERANA |
ZAVA-NITRANGA |
MATIO |
MARKA |
LIOKA |
JAONA |
|---|---|---|---|---|---|---|
Fararano 29 |
Betania ampitan’i Jordana na teo akaiky, teo amin’ny renirano |
Natao batisa, voahosotry ny fanahy; nantsoin’i Jehovah hoe Zanany, izay sitrany |
||||
Tany Efitr’i Jodia |
Nalain’ny Devoly fanahy |
|||||
Betania ampitan’i Jordana |
Nantsoin’i Jaona Mpanao Batisa hoe Zanak’ondrin’Andriamanitra; nanomboka nahazo mpianatra |
|||||
Kana any Galilia; Kapernaomy |
Fahagagana voalohany: Nanova ny rano ho divay; nitsidika an’i Kapernaomy |
|||||
Paska 30 |
Jerosalema |
Nanadio ny tempoly |
||||
Niresaka tamin’i Nikodemosy |
||||||
Jodia; Ainona |
Nankany ambanivohitr’i Jodia, natao batisa ny mpianany; nitory farany momba an’i Jesosy i Jaona |
|||||
Tiberiasy; Jodia |
Nogadraina i Jaona; nankany Galilia i Jesosy |
|||||
Sykara any Samaria |
Nampianatra ny Samaritanina, teny an-dalana hankany Galilia |
Tany Efitr’i Jodia