FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • rr p. 140-141
  • Tempoly Samy Hafa, Lesona Samy Hafa

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Tempoly Samy Hafa, Lesona Samy Hafa
  • Naverin’i Jehovah Tamin’ny Laoniny ny Fivavahana Madio!
  • Lohatenikely
  • Mitovitovy Aminy
  • Ilay tempoly hitan’i Ezekiela:
  • Ilay tempoly ara-panahy lehibe:
  • Tombontsoa ny Manompo ao Amin’ilay Tempoly Ara-panahy
    Ny Tilikambo Fiambenana Manambara ny Fanjakan’i Jehovah (Fianarana)—2023
  • ‘Hazavazavao ny Momba An’ilay Tempoly’
    Naverin’i Jehovah Tamin’ny Laoniny ny Fivavahana Madio!
  • “Izao no Lalàna Momba An’ilay Tempoly”
    Naverin’i Jehovah Tamin’ny Laoniny ny Fivavahana Madio!
  • Ny Fitahian’i Jehovah ny ‘Tanintsika’
    Ny Tilikambo Fiambenana Manambara ny Fanjakan’i Jehovah—1999
Hijery Hafa
Naverin’i Jehovah Tamin’ny Laoniny ny Fivavahana Madio!
rr p. 140-141
Sary 1: Biby be dia be hatao sorona tao amin’ilay tempoly hitan’i Ezekiela. Sary 2: Jesosy eo amin’ny hazo fijaliana.

EFAJORO 13A

Tempoly Samy Hafa, Lesona Samy Hafa

Ilay tempoly hitan’i Ezekiela:

  • Nohazavain’i Ezekiela tamin’ny Jiosy natao sesitany tany Babylona

  • Be dia be ny sorona natao teo amin’ny alitara

  • Manasongadina ny fitsipika tian’i Jehovah harahin’izay manompo azy

  • Manasongadina hoe naverina tamin’ny laoniny ny fivavahana madio nanomboka tamin’ny 1919

Ilay tempoly ara-panahy lehibe:

  • Nohazavain’i Paoly tamin’ny Kristianina Hebreo

  • Iray ihany ny sorona natao teo amin’ny alitara ary “indray mandeha fotsiny” (Heb. 10:10)

  • Manampy antsika hahazo hoe ny tranolay masina sy ireo tempoly teto an-tany dia mampiseho ny fandaharana nataon’i Jehovah mba hahafahan’ny olona hanaraka ny fivavahana madio, miorina amin’ny soron’i Kristy

  • Manasongadina ny zavatra nataon’i Kristy tamin’ny taona 29 ka hatramin’ny taona 33 amin’ny maha Mpisoronabe azy

Hiverina any amin’ny toko 13, fehintsoratra 7-14

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara