EFAJORO 22A
Ilay Fitsapana Farany
Endrika Sary
Ho lasa lavorary ny olombelona—1 KOR. 15:26
Haverin’i Jesosy amin’i Jehovah ny Fanjakana—1 KOR. 15:24
Hafahana avy ao amin’ilay lavaka mangitsokitsoka i Satana, dia hisy olona hiara-hikomy aminy—APOK. 20:3, 7, 8
Horinganina daholo ny mpikomy—APOK. 20:9, 10, 15
Hiaina mandrakizay ny olombelona ary hiadana sy hiray saina—ROM. 8:19-21