EFAJORO 9A
Manatanteraka ny Fampanantenany i Jehovah: Tamin’ny Andron’ny Israely
1. Vita hatreo ny fanompoan-tsampy
2. Nody tany an-tanindrazany ny Jiosy ary namokatra be ny taniny
3. Nanao sorona ankasitrahan’i Jehovah ry zareo
4. Lehilahy tsy mivadika no nitarika
5. Niray saina ny vahoaka