FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • it-2 “Madmana”
  • Madmana

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Madmana
  • Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 2
  • Mitovitovy Aminy
  • Beti-markabota
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 1
  • Safa
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 2
  • Hazara-sosa
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 1
  • Kaleba
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 2
Hijery Hafa
Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 2
it-2 “Madmana”

MADMANA

(Madmàna) [avy amin’ny fototeny midika hoe “zezika”].

1. Anarana ao amin’ny lisitry ny taranak’i Joda avy tamin’i Kaleba. Voalaza fa i Maka vadikelin’i Kaleba no niteraka an’i “Safa rain’i Madmana.” (1Ta 2:49) Milaza anefa ny ankamaroan’ny manam-pahaizana fa “nanorina an’i” no dikan’ny hoe “rain’i” eto. Lazain’izy ireo àry fa ilay tanàna eo amin’ny No. 2 i Madmana, ary i Safa no nanorina azy io na nanorina azy indray taorian’ny nahazoana azy. Tsara homarihina fa mitovitovy amin’izany ny fomba iresahana an’i Kiriata-jearima sy Betlehema, eo amin’ireo andininy manaraka.​—1Ta 2:50, 54.

2. Tanàna tany amin’ny faritra atsimon’i Joda. (Js 15:21, 31) Marina fa mety ho mbola ao amin’ilay anarana hoe Omm Deimneh ilay anarana fahiny hoe Madmana, nefa tsy ahitana sisan-javatra ahafahana milaza izany ao Omm Deimneh. Vao haingana ny manam-pahaizana no nilaza an’i Madmana ho i Kirbet Tatrit, tokotokony ho 15 km any avaratratsinanan’i Beri-sheba. Rehefa ampitahaina ny Josoa 15:31 sy ny andininy mifanitsy amin’io ao amin’ny Josoa 19:5 sy ny 1 Tantara 4:31, dia toa i Madmana ihany no Beti-markabota. Mety ho anarana hafa niantsoana an’i Madmana ny hoe Beti-markabota (midika hoe “Tranon’ny Kalesy”).​—Jereo BETI-MARKABOTA.

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara