FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • it-2 “Labiera”
  • Labiera

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Labiera
  • Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 2
  • Mitovitovy Aminy
  • Labiera—Ilay Zava-pisotro Mivolombolamena
    Mifohaza!—2004
  • Fantatrao Ve?
    Ny Tilikambo Fiambenana Manambara ny Fanjakan’i Jehovah—2010
  • Bera-elima
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 1
  • Bera, II
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 1
Hijery Hafa
Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 2
it-2 “Labiera”

LABIERA

Zava-pisotro misy alkaola kely, vita amin’ny varimbazaha na voamadinika hafa naotrika elaela. Avy amin’ny teny hebreo hoe sôveʼ, izay azo adika koa hoe “toaka”, ny hoe “labiera.”​—Is 1:22; Ho 4:18; Na 1:10.

Efa hatry ny ela (3000-2000 T.K.) ny tany Mezopotamia fahiny no nahay nanamboatra labiera, araka ny asehon’ny takelaka tanimanga misy soratra miendri-pantsika. Mety ho efa zava-pisotro tany Ejipta ny labiera, fony i Abrahama tonga voalohany tany. Sarobidy be tamin’i Ramsès III, hono, izy io ka nanolotra 114 000 L teo ho eo ho an’ny andriamaniny izy isan-taona. Nahita vera lehibe maro (misy fanatantavanana) izay fisotroan’ny Filistinina labiera ny mpikaroka. Toa nisy labiera mamy, mangidy, manitra, mandroadroatra, ary misy zava-manitra tany amin’ireo firenena ireo. Notampohina rano na natao marihidrihitra ilay izy, ary naroso mafana na mangatsiaka.​—Jereo DIVAY SY TOAKA.

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara