FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • km 12/14 p. 6
  • Famerenana ny Sekolin’ny Fanompoana

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Famerenana ny Sekolin’ny Fanompoana
  • Ny Fanompoantsika Ilay Fanjakana—2014
Ny Fanompoantsika Ilay Fanjakana—2014
km 12/14 p. 6

Famerenana ny Sekolin’ny Fanompoana

Hodinihina amin’ny Sekolin’ny Fanompoana ireto fanontaniana ireto, ny herinandron’ny 29 Desambra 2014.

  1. Ahoana no fiheverantsika an’ilay didy ao amin’ny Deoteronomia 14:1 izay mandrara ny fandidididiana vatana rehefa misaona olona maty? [3 Nov., w04 15/9 p. 27, feh. 4]

  2. Nahoana no nasaina nadikan’ny mpanjakan’ny Israely sy ‘novakiny tamin’ny andro rehetra niainany’ ny Lalàn’Andriamanitra? (Deot. 17:18-20) [3 Nov., w02 15/6 p. 12, feh. 4]

  3. Nahoana no tsy tokony ‘hampiraisina zioga hiasa tany ny omby sy ny ampondra’, ary nahoana no mihatra amin’ny Kristianina ilay didy momba ny zioga tsy mifanentana? (Deot. 22:10) [10 Nov., w03 15/10 p. 32]

  4. Nahoana no norarana ny ‘maka ny vato fikosoham-bary na ny vato amboniny ho antoka’? (Deot. 24:6) [17 Nov., w04 15/9 p. 26, feh. 3]

  5. Tokony hanao ahoana ny fankatoavan’ny Israelita, ary inona no tokony hanosika antsika hanompo an’i Jehovah? (Deot. 28:47) [24 Nov., w10 15/9 p. 8, feh. 4]

  6. Inona avy ireo zavatra telo takina amintsika mba hahazoantsika ny fiainana, araka ny Deoteronomia 30:19, 20? [24 Nov., w10 15/2 p. 28, feh. 17]

  7. Tsy maintsy vakintsika amin’ny feo iva ve izay teny rehetra vakintsika manomboka amin’ny Genesisy ka hatrany amin’ny Apokalypsy? Hazavao. (Jos. 1:8) [8 Des., w13 15/4 p. 7, feh. 4]

  8. Iza ilay “lehiben’ny tafik’i Jehovah” resahin’ny Josoa 5:14, 15, ary nahoana no mampahery antsika io tantara io? [8 Des., w04 1/12 p. 9, feh. 2]

  9. Inona no nahatonga an’i Akana hanota, ary inona no ianarantsika avy amin’izany? (Jos. 7:20, 21) [15 Des., w10 15/4 p. 20, feh. 2, 5]

  10. Nahoana no mampahery antsika ny ohatr’i Kaleba? (Jos. 14:10-13) [29 Des., w04 1/12 p. 12, feh. 2]

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara