FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Genesisy 41:18-21
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 18 Ary ireny fa nisy ombivavy fito tsara tarehy sady matavy, niakatra avy tao Neily, dia niraoka ahitra teo amorony.+ 19 Ireny koa nisy ombivavy fito hafa, malemilemy sady ratsy tarehy ary mahia, niakatra taorianan’izy ireo. Mbola tsy nahita ombivavy ratsy tarehy hoatr’azy ireo mihitsy aho eran’i Ejipta. 20 Dia nohanin’ireo ombivavy kaozatra sady ratsy tarehy ireo ny ombivavy fito matavy. 21 Rehefa lanin’izy ireo anefa ny ombivavy matavy, dia tsy nisy nahafantatra akory hoe efa laniny ilay izy. Mbola nahia sy ratsy tarehy hoatran’ny teo aloha ihany mantsy izy ireo. Dia taitra tamin’ny torimasoko aho.

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara