FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Genesisy 41:2-4
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 2 Dia ireny, hono, nisy ombivavy fito tsara tarehy sady matavy, niakatra avy tao amin’ilay renirano ka niraoka ahitra teo amorony.+ 3 Ireny koa nisy ombivavy fito ratsy tarehy sady mahia, niakatra avy tao Neily taorianan’izy ireo, ka nijoro teo akaikiny teo amoron’ilay renirano. 4 Avy eo dia nohanin’ireo ombivavy ratsy tarehy sady mahia ireo ny ombivavy fito tsara tarehy sady matavy. Dia taitra tamin’ny torimasony i Farao.

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara