-
Genesisy 41:8Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
8 Nitebiteby anefa i Farao ny ampitso maraina, ka nampanantsoiny daholo ny mpisorona mpanao sikidy sy ny olon-kendry rehetra tao Ejipta. Dia notantarainy tamin’izy ireny ny nofiny, nefa tsy nisy nahavita nanazava ny dikan’ilay nofy ireny na iray aza.
-