FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Genesisy 44:18
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 18 Ary nanatona azy i Joda ka niteny hoe: “Mitalaho aminao aho, tompoko ô! Mba avelao, tompoko, hiteny kely eto anatrehanao izaho mpanomponao, ary aza tezitra amin’ny mpanomponao. Hoatran’i Farao ihany mantsy ianao.+

  • Genesisy 45:8
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 8 Tsy ianareo àry no nandefa ahy tatỳ fa Andriamanitra. Tiany hotendrena ho lehiben’ny mpanolo-tsain’i* Farao mantsy aho, sady hanam-pahefana amin’ny ao an-tranony rehetra ary ho mpitondra an’i Ejipta manontolo.+

  • Asan’ny Apostoly 7:9, 10
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 9 Dia nialona an’i Josefa+ ireo loham-pianakaviantsika ka nivarotra azy, dia nentina tany Ejipta izy.+ Nanampy azy anefa Andriamanitra,+ 10 ka namonjy azy tamin’ny fahoriany rehetra. Ary nataon’Andriamanitra izay hahazoany sitraka tamin’i Farao mpanjakan’i Ejipta, sy izay hananany fahendrena teo anatrehan’io mpanjaka io. Dia notendren’i Farao hiandraikitra an’i Ejipta sy ny tao an-tranony rehetra izy.+

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara