-
Genesisy 42:19Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
19 Raha olo-marina ianareo, dia aleo ny iray aminareo hafatotra ato amin’ity fonja ity. Fa ny sisa kosa afaka mandeha mitondra sakafo ho an’izay mosarena amin’ny fianakavianareo.+
-