FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Genesisy 42:7
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 7 Vao hitan’i Josefa ny rahalahiny dia fantany. Nataony anefa izay tsy hahafantaran’izy ireo azy.+ Dia nasiaka fiteny tamin’izy ireo izy, ka niteny hoe: “Avy aiza ianareo?” Dia hoy izy ireo: “Avy any Kanana izahay dia tonga mba hividy sakafo.”+

  • Genesisy 42:9
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 9 Tonga dia tsaroan’i Josefa ny nofiny momba azy ireo,+ ka hoy izy taminy: “Mpitsikilo ianareo! Tonga eto ianareo mba hijery hoe aiza ho aiza ny faritra mora tafihina eto amin’ny taninay!”

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2026)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara