18 Rehefa hiala aina iny i Rahely,—fa efa ho faty—dia nataony hoe Ben-ony* ny anaran’ilay zaza. Fa ny rainy kosa niantso azy hoe Benjamina.*+19 Dia maty i Rahely ka nalevina teny amoron’ny lalana mankany Efrata, izany hoe Betlehema.+
4 I Benjamina+ rahalahin’i Josefa anefa tsy nalefan’i Jakoba niaraka tamin’ireo rahalahiny ireo, satria hoy izy: “Sao dia ho tratran’ny loza any izy dia ho faty.”+