7 Dia izao indray ny momba ahy: Tamin’izaho niala tany Padana, dia maty teo akaikiko i Rahely,+ tany Kanana. Teny an-dalana ho any Efrata+ izahay tamin’izay, ary mbola lavitra i Efrata, izany hoe Betlehema.+ Koa naleviko tamin’iny lalana mankany Efrata iny izy.”