12 I Davida dia zanak’ilay Efratita+ atao hoe Jese, avy any Betleheman’i+ Joda. Nanan-janaka valo mirahalahy+ i Jese,+ ary efa antitra izy tamin’ny andron’i Saoly.
6 ‘Ary ianao, ry Betlehema ao amin’ny tanin’i Joda, tsy ianao mihitsy no kely indrindra amin’ny tanàna fehezin’ireo governoran’i Joda, satria avy ao aminao no hivoahan’ilay ho mpitondra sady mpiandry ny Israely vahoakako.’”+