-
Genesisy 35:16Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
16 Ary niainga izy ireo ka niala tao Betela. Raha mbola lavidavitra an’i Efrata izy ireo, dia nihetsi-jaza i Rahely sady saro-piterahana.
-
-
Genesisy 35:19Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
19 Dia maty i Rahely ka nalevina teny amoron’ny lalana mankany Efrata, izany hoe Betlehema.+
-