1 Samoela 17:58 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 58 Dia hoy i Saoly taminy: “Zanak’iza ianao, anaka?” Ary hoy i Davida: “Zanak’i Jese+ Betlehemita+ mpanomponao.” Mika 5:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao Matio 2:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 ‘Ary ianao, ry Betlehema ao amin’ny tanin’i Joda, tsy ianao mihitsy no kely indrindra amin’ny tanàna fehezin’ireo governoran’i Joda, satria avy ao aminao no hivoahan’ilay ho mpitondra sady mpiandry ny Israely vahoakako.’”+
58 Dia hoy i Saoly taminy: “Zanak’iza ianao, anaka?” Ary hoy i Davida: “Zanak’i Jese+ Betlehemita+ mpanomponao.”
6 ‘Ary ianao, ry Betlehema ao amin’ny tanin’i Joda, tsy ianao mihitsy no kely indrindra amin’ny tanàna fehezin’ireo governoran’i Joda, satria avy ao aminao no hivoahan’ilay ho mpitondra sady mpiandry ny Israely vahoakako.’”+