-
1 Samoela 16:1Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
16 Farany, dia hoy i Jehovah tamin’i Samoela: “Mandra-pahoviana ianao no halahelo be noho ny nataon’i Saoly,+ nefa izy aza efa tsy nekeko ho mpanjakan’ny Israely intsony?+ Fenoy menaka ilay tandroka any aminao,+ dia mandehana. Hirahiko hankany amin’i Jese+ Betlehemita ianao, fa efa nifidy anankiray amin’ireo zanany lahy ho mpanjaka aho.”+
-
-
1 Tantara 2:15Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
15 Ozema no fahenina, ary Davida+ no fahafito.
-
-
Matio 1:6Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
6 Jese niteraka an’i Davida+ Mpanjaka;
Davida niteraka an’i Solomona+ tamin’ny vadin’i Oria;
-
Lioka 3:32Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
Jese zanak’i Obeda,+
Obeda zanak’i Boaza,+
Boaza zanak’i Salmona,+
Salmona zanak’i Nasona,+
-
-
-