-
Genesisy 37:26Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
26 Dia hoy i Joda tamin’ny rahalahiny: “Inona moa ny soa ho azontsika, raha vonointsika+ ny rahalahintsika dia tsy miteniteny isika?
-
-
Genesisy 42:38Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
38 Fa hoy i Jakoba: “Tsy mahazo miara-midina aminareo any ny zanako, satria efa maty ny rahalahiny dia izy irery sisa no tavela.+ Raha tratran’ny loza any amin’izay halehanareo any izy ka maty, dia ahoana? Dia hataonareo mihitsy izay hidinako amin’alahelo+ any amin’ny Fasana,*+ amin’izao izaho efa fotsy volo izao.”
-