-
Genesisy 44:20Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
20 Dia izao no nolazainay taminao, tompoko: ‘Mbola any ny rainay, ary efa be taona izy. Manana rahalahy hafa koa izahay. Izy no zandriny indrindra,+ ary zanaky ny rainay tao anatin’ny fahanterany izy. Efa maty kosa ny rahalahiny,+ dia izy irery sisa no tavela amin’ny zanaky ny reniny,+ ary tena tia azy ny rainy.’
-