Genesisy 35:18, 19 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 18 Rehefa hiala aina iny i Rahely,—fa efa ho faty—dia nataony hoe Ben-ony* ny anaran’ilay zaza. Fa ny rainy kosa niantso azy hoe Benjamina.*+ 19 Dia maty i Rahely ka nalevina teny amoron’ny lalana mankany Efrata, izany hoe Betlehema.+
18 Rehefa hiala aina iny i Rahely,—fa efa ho faty—dia nataony hoe Ben-ony* ny anaran’ilay zaza. Fa ny rainy kosa niantso azy hoe Benjamina.*+ 19 Dia maty i Rahely ka nalevina teny amoron’ny lalana mankany Efrata, izany hoe Betlehema.+