-
Deoteronomia 21:17Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
17 Tokony hekeny fa ny zanak’ilay tsy tiany no lahimatoa, ka tokony homeny anjaran’olon-droa amin’izay rehetra ananany. Izy io mantsy no naterany voalohany, ka an’io zanany io ny zon’ny lahimatoa.+
-