FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Genesisy 46:33, 34
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 33 Rehefa mampiantso anareo àry i Farao ka manontany hoe: ‘Inona no asanareo?’, 34 dia lazao hoe: ‘Efa mpiompy foana izahay mpanomponao hatramin’ny fahazazanay ka hatramin’izao, na izahay na ny razambenay.’+ Amin’izay ianareo ho afaka hipetraka eto Gosena,+ satria maharikoriko amin’ny Ejipsianina ny mpiandry ondry rehetra.”+

  • Genesisy 47:1
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 47 Dia lasa i Josefa ka nilaza tamin’i Farao hoe:+ “Tonga avy any Kanana ny raiko sy ny rahalahiko, miaraka amin’ny ondriny sy ny ombiny ary ny fananany rehetra. Ao Gosena ry zareo izao.”+

  • Eksodosy 8:22
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 22 Ny any Gosena, ilay tany misy ny vahoakako, kosa tsy maintsy harovako amin’io andro io. Tsy hisy fihitra any,+ ka izany no hahafantaranao fa izaho Jehovah dia eto amin’ity tany ity.+

  • Eksodosy 9:26
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 26 Tany Gosena ihany, tany amin’izay nisy ny Israelita, no tsy nisy havandra.+

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara