FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 1 Samoela 17:46
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 46 Androany no hataon’i Jehovah resiko ianao,+ ka hovonoiko ianao ary hotapahiko ny lohanao. Androany koa no homeko ho an’ny voro-manidina sy ny bibidia ny fatin’izay ao an-tobin’ny Filistinina. Dia ho fantatry ny olona eran-tany fa manana Andriamanitra ny Israely.+

  • 1 Mpanjaka 20:28
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 28 Dia nankany amin’ny mpanjakan’ny Israely ilay lehilahin’Andriamanitra, ka hoy izy taminy: “Izao no lazain’i Jehovah: ‘Satria hoy ny Syrianina hoe: “Andriamanitry ny tendrombohitra i Jehovah, fa tsy Andriamanitry ny tany lemaka”, dia hataoko resinao ireo vahoaka be ireo,+ ka ho fantatrareo tokoa fa izaho no Jehovah.’”+

  • 2 Mpanjaka 19:17
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 17 Jehovah ô, efa noravan’ireo mpanjakan’i Asyria tokoa ireo firenena sy ny taniny.+

  • 2 Mpanjaka 19:19
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 19 Fa mba vonjeo eo an-tanany re izahay izao, ry Jehovah Andriamanitray ô! Amin’izay dia ho fantatry ny fanjakana rehetra eto an-tany, Jehovah ô, fa ianao irery ihany no Andriamanitra.”+

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara