FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Deoteronomia 32:26, 27
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 26 Saika hilaza aho hoe: “Haparitako izy ireo,

      Ary hataoko tsy misy mahatsiaro azy intsony ny olona”,

      27 Saingy nanahy momba izay holazain’ny fahavalo aho.+

      Mety handika vilana an’izany mantsy ny mpanohitra azy,+

      Ka hiteny hoe: “Isika no tena mahery.+

      Tsy i Jehovah no nahavita an’izany rehetra izany.”

  • Ezekiela 20:9
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 9 Nanao an’izany aho noho ny anarako, mba tsy hozimbazimbaina eo amin’ireo firenena nisy azy ireo ny anarako.+ Nampahafantatra ny tenako tamin’izy ireo* teo imason’ireny firenena ireny mantsy aho, rehefa nitondra azy ireo* nivoaka avy tany Ejipta.+

  • Ezekiela 36:22
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 22 “Lazao amin’ny taranak’Israely àry hoe: ‘Izao no tenin’i Jehovah Tompo Fara Tampony: “Tsy noho ianareo no hanaovako an’izany, ry taranak’Israely ô, fa noho ny anarako masina. Nozimbazimbainareo tany amin’ireo firenena nandehananareo mantsy ny anarako masina.”’+

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2026)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara