FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Eksodosy 32:12
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 12 Nahoana ny Ejipsianina no dia avela hiteny hoe: ‘Te hanisy ratsy azy ireo izy, dia nitondra azy ireo niala teto amintsika. Tiany hovonoina any an-tendrombohitra sy haringana tsy ho etỳ ambonin’ny tany izy ireo’?+ Aza manampatra ny hatezeranao intsony re e, ary mba ovao,* azafady, ny fanapahan-kevitrao hoe handringana ny vahoakanao.

  • Nomery 14:15, 16
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 15 Koa raha indray aripakao* ity vahoaka ity, dia izao no holazain’ireo firenena efa naheno ny lazanao ireo: 16 ‘Tsy vitan’i Jehovah ny nitondra an’io vahoaka io nankany amin’ilay tany efa nianianany hoe homena azy, dia novonoiny tany an-tany efitra ry zareo.’+

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara