FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Eksodosy 6:7
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 7 Ary halaiko ho vahoakako ianareo, ka ho Andriamanitrareo aho.+ Dia ho fantatrareo tokoa fa izaho no Jehovah Andriamanitrareo, izay hanafaka anareo amin’ny enta-mavesatra ampitondrain’ny Ejipsianina anareo.

  • Eksodosy 7:5
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 5 Dia ho fantatry ny Ejipsianina tokoa fa izaho no Jehovah,+ rehefa hanatsotra ny tanako hamely an’i Ejipta aho ary hitondra an’ireo Israelita hiala eo amin’izy ireo.”

  • Salamo 83:18
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
  • Ezekiela 6:14
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 14 Ary hanatsotra ny tanako aho mba hamely azy ireo, ka hataoko tsy misy mponina ilay tany. Ho lasa tsy misy mponina koa ny toerana rehetra ipetrahany, mihoatra noho ilay tany efitra any akaikin’i Dibla. Dia tsy maintsy ho fantany fa izaho no Jehovah.’”

  • Ezekiela 39:7
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 7 Hampahafantariko ny Israely vahoakako ny anarako masina, ary tsy havelako hozimbazimbaina intsony izany anarako masina izany. Dia tsy maintsy ho fantatr’ireo firenena fa izaho no Jehovah,+ Ilay Masina eo amin’ny Israely.’+

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara