-
Genesisy 41:39, 40Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
39 Dia hoy i Farao tamin’i Josefa: “Satria nampahafantarin’Andriamanitra anao izany rehetra izany, dia tsy misy malina sy hendry tahaka anao. 40 Ianao no hiandraikitra ny ankohonako, ary hankatò an’izay teneninao ny vahoakako rehetra.+ Zavatra iray fotsiny no mahatonga ahy ho ambony noho ianao, dia ny hoe izaho no mpanjaka.”*
-