-
Salamo 105:21Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
21 Dia notendreny hiandraikitra ny ankohonany izy,
Sy hitantana ny fananany rehetra,+
-
Asan’ny Apostoly 7:9, 10Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
9 Dia nialona an’i Josefa+ ireo loham-pianakaviantsika ka nivarotra azy, dia nentina tany Ejipta izy.+ Nanampy azy anefa Andriamanitra,+ 10 ka namonjy azy tamin’ny fahoriany rehetra. Ary nataon’Andriamanitra izay hahazoany sitraka tamin’i Farao mpanjakan’i Ejipta, sy izay hananany fahendrena teo anatrehan’io mpanjaka io. Dia notendren’i Farao hiandraikitra an’i Ejipta sy ny tao an-tranony rehetra izy.+
-
-
-