FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Genesisy 41:39-41
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 39 Dia hoy i Farao tamin’i Josefa: “Satria nampahafantarin’Andriamanitra anao izany rehetra izany, dia tsy misy malina sy hendry tahaka anao. 40 Ianao no hiandraikitra ny ankohonako, ary hankatò an’izay teneninao ny vahoakako rehetra.+ Zavatra iray fotsiny no mahatonga ahy ho ambony noho ianao, dia ny hoe izaho no mpanjaka.”* 41 Hoy koa i Farao: “Manendry anao hanam-pahefana amin’i Ejipta manontolo aho.”+

  • Genesisy 41:48
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 48 Ary nangoniny ny sakafo rehetra vokatra tamin’ireo fito taona nahavokatra be tany Ejipta, ka notehiriziny tao amin’ireo tanàna. Notehiriziny isaky ny tanàna ny vokatra avy teny amin’ny saha manodidina.

  • Genesisy 45:8
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 8 Tsy ianareo àry no nandefa ahy tatỳ fa Andriamanitra. Tiany hotendrena ho lehiben’ny mpanolo-tsain’i* Farao mantsy aho, sady hanam-pahefana amin’ny ao an-tranony rehetra ary ho mpitondra an’i Ejipta manontolo.+

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara