Nomery 26:5, 6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 I Robena+ no lahimatoan’i Israely, ka ireto avy ny taranany:+ Avy tamin’i Hanoka ny Hanokita, avy tamin’i Palo ny Paloita, 6 avy tamin’i Hezrona ny Hezronita, ary avy tamin’i Karmy ny Karmita.
5 I Robena+ no lahimatoan’i Israely, ka ireto avy ny taranany:+ Avy tamin’i Hanoka ny Hanokita, avy tamin’i Palo ny Paloita, 6 avy tamin’i Hezrona ny Hezronita, ary avy tamin’i Karmy ny Karmita.