Genesisy 46:8, 9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 Ireto avy ny anaran’ny zanak’i Israely tonga tany Ejipta,+ dia ny anaran’ny zanak’i Jakoba: I Robena+ no lahimatoan’i Jakoba. 9 Ny zanakalahin’i Robena dia i Hanoka, Palo, Hezrona, ary Karmy.+ Eksodosy 6:14 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 14 Ireto avy ny loham-pianakavian’izy ireo:* Ny zanakalahin’i Robena, lahimatoan’i Israely,+ dia i Hanoka, Palo, Hezrona, ary Karmy.+ Ireo no fianakavian’i Robena.
8 Ireto avy ny anaran’ny zanak’i Israely tonga tany Ejipta,+ dia ny anaran’ny zanak’i Jakoba: I Robena+ no lahimatoan’i Jakoba. 9 Ny zanakalahin’i Robena dia i Hanoka, Palo, Hezrona, ary Karmy.+
14 Ireto avy ny loham-pianakavian’izy ireo:* Ny zanakalahin’i Robena, lahimatoan’i Israely,+ dia i Hanoka, Palo, Hezrona, ary Karmy.+ Ireo no fianakavian’i Robena.