-
Genesisy 38:2-5Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
2 Tany no nahitan’i Joda ny zanakavavin’i Soa, lehilahy kananita.+ Dia nanambady an’ilay vehivavy i Joda ka nanao firaisana taminy. 3 Dia bevohoka ilay vehivavy ka tera-dahy. Ary nataony hoe Era+ ny anarany. 4 Dia bevohoka indray izy ka tera-dahy, dia nataony hoe Onana ny anarany. 5 Ary mbola tera-dahy ihany izy, ka nataony hoe Sela ny anarany. Tany Akziba+ izy* tamin’ny fotoana niterahan’ilay vehivavy an’i Sela.
-