-
Nomery 26:44, 45Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
44 Ireto avy ny taranak’i Asera,+ araka ny fianakaviany avy: Avy tamin’i Jimna ny Jimnita, avy tamin’i Jisvy ny Jisvita, ary avy tamin’i Beria ny Berita. 45 Ireto no taranak’i Beria: Avy tamin’i Hebera ny Heberita, ary avy tamin’i Malkiela ny Malkielita.
-