Genesisy 30:13 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 Dia hoy i Lea: “Sambatra erỳ aho, fa tena hiantso ahy hoe sambatra izao ny zazavavy.”+ Koa nataony hoe Asera*+ ny anarany. Genesisy 35:26 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao Genesisy 46:17 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 17 Ny zanakalahin’i Asera+ dia i Jimna, Jisva, Jisvy, ary Beria. I Sera no anabavin’izy ireo. Ny zanakalahin’i Beria dia i Hebera sy Malkiela.+ 1 Tantara 7:30 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 30 Ny zanakalahin’i Asera dia i Jimna, Jisva, Jisvy, ary Beria.+ I Sera no anabavin’izy ireo.+
13 Dia hoy i Lea: “Sambatra erỳ aho, fa tena hiantso ahy hoe sambatra izao ny zazavavy.”+ Koa nataony hoe Asera*+ ny anarany.
17 Ny zanakalahin’i Asera+ dia i Jimna, Jisva, Jisvy, ary Beria. I Sera no anabavin’izy ireo. Ny zanakalahin’i Beria dia i Hebera sy Malkiela.+