Genesisy 30:13 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 Dia hoy i Lea: “Sambatra erỳ aho, fa tena hiantso ahy hoe sambatra izao ny zazavavy.”+ Koa nataony hoe Asera*+ ny anarany.
13 Dia hoy i Lea: “Sambatra erỳ aho, fa tena hiantso ahy hoe sambatra izao ny zazavavy.”+ Koa nataony hoe Asera*+ ny anarany.