Genesisy 35:26 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao Genesisy 46:17 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 17 Ny zanakalahin’i Asera+ dia i Jimna, Jisva, Jisvy, ary Beria. I Sera no anabavin’izy ireo. Ny zanakalahin’i Beria dia i Hebera sy Malkiela.+ Genesisy 49:20 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 20 “Hanana sakafo* be dia be* i Asera,+ ary hanome sakafo mendrika homena ny mpanjaka.+ Deoteronomia 33:24 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 24 Ary hoy izy momba an’i Asera:+ “Hotahina i Asera ka hahazo zanakalahy. Enga anie izy mba hankasitrahan’ny rahalahiny,Ary enga anie izy hanatsoboka* ny tongony ao anaty menaka!
17 Ny zanakalahin’i Asera+ dia i Jimna, Jisva, Jisvy, ary Beria. I Sera no anabavin’izy ireo. Ny zanakalahin’i Beria dia i Hebera sy Malkiela.+
24 Ary hoy izy momba an’i Asera:+ “Hotahina i Asera ka hahazo zanakalahy. Enga anie izy mba hankasitrahan’ny rahalahiny,Ary enga anie izy hanatsoboka* ny tongony ao anaty menaka!