Genesisy 47:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Hoy koa izy ireo: “Tonga hivahiny eto izahay.+ Tsy misy ahitra hohanin’ny andian’ondrin’ny mpanomponao mantsy any Kanana, fa mafy be ny mosary any.+ Dia mba avelao hipetraka ao Gosena re ny mpanomponao e!”+
4 Hoy koa izy ireo: “Tonga hivahiny eto izahay.+ Tsy misy ahitra hohanin’ny andian’ondrin’ny mpanomponao mantsy any Kanana, fa mafy be ny mosary any.+ Dia mba avelao hipetraka ao Gosena re ny mpanomponao e!”+