FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Genesisy 15:13
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
  • Deoteronomia 26:5
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 5 Dia lazao eo anatrehan’i Jehovah Andriamanitrao hoe: ‘Aramianina nifindrafindra monina* ny raiko,+ ary nidina tany Ejipta+ izy sy ny ankohonany dia nivahiny tany.+ Vitsivitsy no niaraka taminy tamin’izay, nefa lasa firenena lehibe sy matanjaka ary be mponina izy tany.+

  • Salamo 105:23
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 23 Dia nankany Ejipta i Israely;+

      Lasa vahiny nipetraka tany amin’ny tanin’i Hama i Jakoba.

  • Asan’ny Apostoly 7:6
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 6 Nilaza tamin’i Abrahama koa Andriamanitra fa ho vahiny any an-tanin’olona ny taranany. Ary hataon’ny mponina any andevo izy ireo, ka hampijaliny* 400 taona.+

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara