Eksodosy 1:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Ary nihamaro ny Israelita* ka lasa be dia be. Nitombo ny isany ary nihanahery tsy nisy hoatr’izany izy ireo, ka lasa feno azy ilay tany.+ Deoteronomia 10:22 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 22 Fa 70 fotsiny ny razambenareo rehefa nidina nankany Ejipta,+ nefa izao ianareo efa nataon’i Jehovah Andriamanitrareo lasa be dia be hoatran’ny kintana eny amin’ny lanitra.+ Salamo 105:24 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 24 Nataon’Andriamanitra maro be ny vahoakany,+Ary nataony mahery noho ny fahavalony izy ireo.+
7 Ary nihamaro ny Israelita* ka lasa be dia be. Nitombo ny isany ary nihanahery tsy nisy hoatr’izany izy ireo, ka lasa feno azy ilay tany.+
22 Fa 70 fotsiny ny razambenareo rehefa nidina nankany Ejipta,+ nefa izao ianareo efa nataon’i Jehovah Andriamanitrareo lasa be dia be hoatran’ny kintana eny amin’ny lanitra.+