-
Asan’ny Apostoly 7:17-19Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
17 “Rehefa nanakaiky ny fotoana hahatanterahan’ilay fampanantenana nolazain’Andriamanitra tamin’i Abrahama, dia nitombo sy nihamaro ny olona tany Ejipta. 18 Mpanjaka hafa no nitondra tany Ejipta avy eo, ary tsy nahalala an’i Josefa izy io.+ 19 Nampiasa hafetsen-dratsy izy hamelezana ny razambentsika, ka notereny hanary ny zanany vao teraka izy ireo, mba tsy ho velona ireny.+
-