5 Dia lazao eo anatrehan’i Jehovah Andriamanitrao hoe: ‘Aramianina nifindrafindra monina ny raiko,+ ary nidina tany Ejipta+ izy sy ny ankohonany dia nivahiny tany.+ Vitsivitsy no niaraka taminy tamin’izay, nefa lasa firenena lehibe sy matanjaka ary be mponina izy tany.+