-
Salamo 105:24Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
24 Nataon’Andriamanitra maro be ny vahoakany,+
Ary nataony mahery noho ny fahavalony izy ireo.+
-
Asan’ny Apostoly 7:17Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
17 “Rehefa nanakaiky ny fotoana hahatanterahan’ilay fampanantenana nolazain’Andriamanitra tamin’i Abrahama, dia nitombo sy nihamaro ny olona tany Ejipta.
-
-
-