FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Genesisy 46:4
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
  • Genesisy 50:13
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 13 Nentin’ny zanany nankany Kanana ny fatiny, dia naleviny tao amin’ilay lava-bato teo amin’ilay saha tao Makpela tandrifin’i Mamre. Io ilay saha novidin’i Abrahama tamin’i Efrona Hetita, mba hataony toeram-pandevenana.+

  • Asan’ny Apostoly 7:15, 16
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 15 Nidina nankany Ejipta àry i Jakoba,+ dia tany izy no maty,+ ary tany koa no maty ny razambentsika.+ 16 Dia nentina tany Sekema izy ireo, ary nalevina tao amin’ilay fasana novidin’i Abrahama sekely volafotsy tamin’ny zanakalahin’i Hamora, tany Sekema.+

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara