Genesisy 50:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 ‘Niteny tamiko ny raiko+ hoe: “Efa ho faty aho,+ ka mianiàna amiko fa halevinao ao amin’ny toeram-pandevenana+ efa nolavahako any Kanana+ aho.” Mba avelao re aho hiakatra handevina ny raiko e! Dia avy eo aho hiverina ihany.’”
5 ‘Niteny tamiko ny raiko+ hoe: “Efa ho faty aho,+ ka mianiàna amiko fa halevinao ao amin’ny toeram-pandevenana+ efa nolavahako any Kanana+ aho.” Mba avelao re aho hiakatra handevina ny raiko e! Dia avy eo aho hiverina ihany.’”