FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Genesisy 29:32
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 32 Bevohoka àry i Lea ka tera-dahy. Dia nataony hoe Robena*+ ny anarany, satria hoy izy: “Efa nijery ny fahoriako mantsy i Jehovah,+ ka ho tia ahy amin’izay izao ny vadiko.”

  • Eksodosy 6:14
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 14 Ireto avy ny loham-pianakavian’izy ireo:* Ny zanakalahin’i Robena, lahimatoan’i Israely,+ dia i Hanoka, Palo, Hezrona, ary Karmy.+ Ireo no fianakavian’i Robena.

  • 1 Tantara 5:1
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 5 Voasoratra anarana etsy ambany ny zanakalahin’i Robena+ lahimatoan’i Israely. Izy no lahimatoa, saingy nandoto* ny fandrianan’ny rainy+ izy, ka nomena ny zanak’i Josefa,+ zanak’i Israely, ny zony amin’ny maha lahimatoa. Tsy voasoratra ao amin’ny tetirazana* àry hoe manana ny zon’ny lahimatoa izy.

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara