- 
	                        
            
            1 Samoela 1:5, 6Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
 - 
                            
- 
                                        
5 I Hana kosa nomeny anjara manokana satria i Hana no tena tiany, saingy tsy nomen’i Jehovah zanaka izy.* 6 Ary nanesoeso azy foana ilay rafivaviny, amin’izay izy malahelo be satria hoe tsy nomen’i Jehovah zanaka.
 
 -