Salamo 105:21, 22 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 21 Dia notendreny hiandraikitra ny ankohonany izy,Sy hitantana ny fananany rehetra,+22 Mba hifehy ny andrianany araka izay itiavany azy,Sy hampianatra fahendrena+ an’ireo zokiolona.*
21 Dia notendreny hiandraikitra ny ankohonany izy,Sy hitantana ny fananany rehetra,+22 Mba hifehy ny andrianany araka izay itiavany azy,Sy hampianatra fahendrena+ an’ireo zokiolona.*